Вы находитесь на странице: 1из 33

English-Malagasy words and phrases

This document can be freely printed and distributed in its entirety for non-commercial use. This document is not for re-sale -- it is free and for
educational use.

Courtesy of WildMadagascar.org (INTERNET: http://www.wildmadagascar.org)

Vezo dialect translation courtesy of Cyrus RAMAHAVELO. People Reaching People thanks Cyrus for all the time and effort he ha s so generously
given to work on this document.

ENGLISH MALAGASY MALAGASY VEZO DIALECT FOR TOLIARA


Introductions

Hello; How are you?, Good Manahoana Akory, manao akory ty fahasalamanao zay?
morning/afternoon/evening
Hello; How are you?, Good Manakory Akory, manao akory ty fahasalamanao zay?
morning/afternoon/evening
Hello; How are you?, Good Akory Akory, manao akory ty fahasalamanao zay?
morning/afternoon/evening
Fine, thank you. Tsara fa misaotra Tsy manahy avao, misaotra
Welcome! Tonga soa! Tonga soa!
Good-bye Veloma Veloma
Bon voyage Soava dia! Soava dia!
See you! Mandra-pihaona! Amin`ny manaraky koa!
Please Asafady Azafady
Thank you Misaotra Misaotra
You're welcome Tsy misy fisaorana Tsy misy fisaorana
Excuse me Azafady kely e! Azafady!
Help Vonjeo Mila vonjy
Could you help me please? Afaka manampy ahy ve ianao Afaka manampy ahy va iha
Do you speak English? Miteny anglisy ve ianao Mahay miteny anglisy va iha
Do you speak Malagasy? Miteny gasy ve ianao Mahay miteny gasy va iha
I do not speak Malagasy Tsy mahay miteny gasy aho Aha tsy mahay zaho
I do not speak English Tsy mahay miteny anglisy aho Aha tsy mahay zaho
I understand a little Mahazo kely aho Mahazo kelikely avao
Nice to meet you Faly mahalala anao Faly mahafantatra anao
Yes Eny Eka
No Tsia Aha
I am sorry Miala tsiny aho Azafady
My name is [NAME] {NAME] no anarako {NAME] ty anarako
What is your name? Iza no anaranao Ia ty anaranao
Polite form of address. Finish greetings with
tompoko
my/your family ny fianahaviako/ny fianahaviako/fianahavianao
fianahavianao
my/your friend ny namako/ny namanao namako/namanao
my/your husband/wife ny vadiko/ny vadinao valiko/ valinao
my/your children ny zanako/ny zanakao Anako/ anakinao
my/your daughter ny zanako vavy/ny zanakao Anak`ampelako/ anak`ampelanao
vavy
my/your son ny zanako lahy/ny zanakao lahy anakilahiko/ anakilahinao
my/your father ny raiko/ny rainao Babako/ Babanao
my/your mother ny reniko/ny reninao Reniko/ Reninao
my/your parents ny ray aman-dreniko/ny ray ray aman-dreniko/ ray aman-dreninao
aman-dreninao
my/your grandparents ny raibe sy renibeko/ny raibe sy Razako
renibenao
my/your brother (brother of a man) ny rahalahiko/ny rahalahinao rahalahiko/rahalahinao
my/your brother (brother of a woman) ny anadahiko/ny anadahinao anadahiko/ anadahinao
my/your sister (sister of a woman) ny rahavaviko/ny rahavavinao rahavaviko/ rahavavinao
my/your sister (sister of a man) ny anabaviko/ny anabavinao anabaviko/ anabavinao
my/your cousin (male) ny cousin-ako/ny cousin-anao Sambin-ampelako
my/your cousin (female) ny cousine-ako/ny cousine-anao Sambin-ampelako
What is your occupation? Inona no asanao? Ino ty asanao?
I am a [JOB] [JOB] aho [JOB] aho
business person mpanao afera mpanao afera
doctor dokotera dokotera
journalist mpanao gazety mpanao gazety
scientist mpikaroka mpikaroka
student mpianatra mpianatra
teacher mpampianatra mpampianatra
priest Mpampivavaka
I am retired Zaho fa retirety
I make lace and sew
How old are you? Firy taona ianao? Firy tao va iha?
I am [AGE] years old. [AGE] taona aho (see [AGE] taona aho (see “Numbers” section)
“Numbers” section)
Where are you from? Avy aiza ianao? Bakaia va iha?
Where do you live? Aiza ianao no mipetraka? Mipetraky aia va iha?
I am from [PLACE] Avy any [PLACE] aho Zaho baka [PLACE]
I live in [PLACE] Any [PLACE] aho no mipetraka Zaho mipetraky [PLACE]
Australia Aostralia Aostralia
England Angletera Angletera
France Frantsa Frantsa
Germany Alemaina Alemaina
the United States Amerika Amerika
Are you married? Manambady ve ianao? Fa manambaly va iha?
I am [STATUS] [STATUS] aho Eka (Yes), Aha (No)
single tsy mbola manambady Aha tsy mbola manambaly aho
married manambady Fa manambaly
divorced nisaraka Fa nisaraka
I have children/child Manan-janaka aho Manan-anaky aho
How many children do you have? Firy ty ananao?
Happy birthday Bon anniversaire Bon anniversaire
Congratulations! Arahabaina! Arahabaina!

Food

Bon appetit Mazotoa homana Mazotoa homa


hot curry made with cabbage and carrots lasary lasary
Do you have [FOOD]? Misy [FOOD] ve? Misy [FOOD] ve?
We don't have [FOOD] Tsy manana [FOOD] izahay Tsy manana [FOOD] zahay
The menu please Latabatra iray, azafady Latabatra iray, azafady
I am thirsty Mangetaheta aho Maran-drano aho zao
I am hungry Noana aho Mosare zaho zao
We are thirsty Mangetaheta izahay Maran-drano zahay
We are hungry Noana izahay Mosare zahay
Can I order some more [FOOD]? Afaka mbola mikomandy Afaka mbola mikomandy [FOOD] va zaho
[FOOD] aho ve
What is this? Inona ity? Ino va tia io?
That's all, thanks. Izay fa misaotra Ampy zay, misaotra
That was delicious Natsiro be Matavy, soa biby
I am full Voky aho Vintry aho zao
Check please Ny addition, azafady Ny addition, azafady
Where is the toilet? Aiza ny trano fivoahana? Aia va ty WC nareo
a glass vera vera
a glass of water rano iray vera rano iray vera
a bottle of water rano amin'ny tavoahangy rano amin'ny tavoangy
a bottle tavoahangy tavoangy
a cup kaopy Boly
a cup of tea dite iray kaopy dite boly raiky
a cup of coffee kafe iray kaopy kafe boly raiky
the bill addition addition
the receipt reçu reçu
salt sira sira
sugar siramamy siramamy
pepper poavra poavra
cold mangatsiaka manintry
good tsara Soa
delicious matsiro Matsiro, matavy
bad ratsy raty
bad-tasting ratsy tsiro raty tsiro
Hot (as in temperature) mamay Mafana
spicy masiaka masiaka
ripe masaka masaka
to eat misakafo mihina
to cook mahandro Miketriky
meals sakafo Sakafo, hany
knife antsy Mesa
spoon sotro sotro
fork forsety forsety
Breakfast Hany maray
bread mofo mofo
butter dibera dibera
jam confiture confiture
eggs atody atoly
milk ronono ronono
Lunch and Dinner Hany atoandro, hany haly
beans tsaramaso Voamaina
fried smoked beef kitoza kitoza
beef hen'omby Henan`aomby
beef and vegetable stew romazava romazava
cabbage laisoa laisoa
crab crabe Drakaky
dessert desera desera
dinner sakafo hariva Hany haly
duck gana gana
fish trondro Fia
French fries frites frite
fruit voankazo voankazo
lobster homard homard
lunch sakafo atoandro Hany atoandro
meat hena hena
noodles paty paty
pork hena kisoa hena kisoa
pork stew with manioc greens ravitoto Ravim-balahazo
poultry vorona voro
potato ovy Bele
rice vary vary
salad salady salady
sauce saosy sosy
sausage saosisy sosisy
seafood hazan-drano hazan-drano
soup lasopy lasopy
steak bifteka bifteka
vegetables legumes legume
vegetable soup lasopy legumes lasopy legume
drinks Zavam-pisotro
apple juice jus de pomme jus de pomme
beer labiera labiera
coffee kafe kafe
coke coca coca
fruit juice jus de fruits jus de fruits
hot chocolate kakao kakao
orange juice jus d'orange, ranom-boasary jus d'orange, ranom-boasary
milk ronono ronono
mineral water eau minerale eau minerale
tea dite dite
rum raoma raoma
wine divay divay
white wine divay fotsy divay fotsy
red wine divay mena divay mena
water rano rano
Accomodations

hotel hotely hotely


room efitra efitra
bungalow bungalow bungalow
campground toerana filasina toerana filasina
Can we camp here? Afaka milasy eto ve? Afaka milasy etoa va?
Can you take me to the [NAME] hotel? Afaka mitondra ahy amin'ny Afaka mitondra ahy amin'ny hotely [NAME] va iha?
hotely [NAME] ve ianao?
Where is [OBJECT]? Aiza no misy [OBJECT] Aia ty misy [OBJECT]
A good hotel hotely tsara hotely soa
A cheap hotel hotely mora hotely mora
A nearby hotel hotely akaiky hotely mariny
Is it safe to camp here? Atokisana ve ny milasy eto? Atokisana ve ny milasy eto?
How long can we stay here Hafiriana no azo ijanonana eto? Hafiriana no azo ijanonana eto?
Can you watch over this place tonight? Afaka miambina ity toerana ity Afaka miambina ity toerana ity va iha androany haly?
ve ianao anio alina?
Is there drinking water? Misy rano fisotro ve eto? Misy rano azo inomy va ty ato?
Can we light a fire? Afaka mampirehitra afo ve? Afaka mampirehitra afo va?
Do you have any rooms available? Mbola misy efitra ve? Mbola misy chambra va?
I would like a room with a bathroom. Mila efitra misy fandroana aho Mila chambra misy ladousy aho
hot water rano mafana rano mafana
electricity jiro jiro
How much is it per day? Ohatrinona isan'indro? Ohatrino isan'indro?
How long will you be staying? Haharitra hafiriana ianaero? Mety ho firy andro va nareo?
[NUMBER] days [NUMBER] andro [NUMBER] andro
week herinandro herinandro
Sorry, we are full Miala tsiny fa efa feno izahay Azafady fa feno zahay
Can I have a key to my room? Aiza ny efitro e? Aia ty lakile chambrako zao?
Do you take credit cards? Mandray carte de credit ve Mandray carte de credit ve ianareo?
ianareo?
backpack sac a dos sac a dos
bathroom fandroana fandroana
bed fandriana fandria
blanket bodofotsy bodofotsy
candle labozia labozy
chair seza seza
clean madio madio
clean sheets dra madio dra madio
dirty maloto maloto
drinking water rano fisotro rano fisotro
key lakile lakile
lamp/light jiro jiro
mosquito net voaly aro moka voaly aro moka
noisy mitabataba Mitabataba, mantrintriny
pillow ondana onda
plug prizy prizy
quiet mangina mangina
room number nimeraon'ny efitra nimeraon'ny chambre
rope tady taly
sheet lamba lamba
shower fandraoana fandraoana
sleep matory matory
soap savony savony
swim milomano milomano
table latabatra latabatra
tent trano lay Mositikera
toilet paper papier hygienique Fifitry
towel servieta servieta

Travel

Where can I take the plane to Aiza ny fakana ny raoplanina Aia fandehana aminy raoplany mandeha
[DESTINATION]? mankany [DESTINATION]? [DESTINATION]?
The plane/boat/bus is delayed Tara ny raoplanina/sambo/bus Tara raoplany/sambo/bus
The plane/boat/bus is canceled Tsy mandeha ny Tsy mandeha ty raoplanina/sambo/bus
raoplanina/sambo/bus
I want to go to [DESTINATION] Saika ho eny [DESTINATION] Te handeha ho [DESTINATION] aho
aho
I want a ticket to [DESTINATION] Bie mankany [DESTINATION] Bie raiky mandeha ho any [DESTINATION] .
iray.
One-way ticket Bie mandroso Bie alle
Return ticket Bie mandroso sy miverina Bie alle retour
How long does the trip take? Maharitra haririana ny mankany Maharitra firy lera ty mandehaho any [DESTINATION]?
[DESTINATION]?
flight vol Mitily,(mandeha avion)
domestic flight vol interieur mandeha avion
Is there a flight to [DESTINATION] today? Misy raoplanina mankany Misy raoplanina mandeha ho any [DESTINATION] va ty
[DESTINATION] ve anio? androany?
When is the next flight to [DESTINATION]? Rahoviana ny raoplanina Ombia ny raoplany manaraka mandeha
manaraka mankany [DESTINATION]?
[DESTINATION]?
Taxi fare (always ask the fare before getting saran-dalana,frais ana taxi Hoantrino frais taxi eto ka hatrany [DESTINATION].
in]
I am going to [DESTINATION] Ho eny [DESTINATION] aho Ho any [DESTINATION] aho
How long will it take? Adiny firy ny mankany? Firy lera ty mandeha any?
How much does it cost? Ohatrinona ny mankany? Hoatrino ty mandeha any?
Have you got change? Manana madinika ve ianao? Misy lamone va iha?
Where do you want to go? Aiza no tianao aleha? Aia ty tianao handehana?
I would like to go to [DESTINATION] Saika ho eny [DESTINATION] Handeha ho any [DESTINATION] aho
aho
I would like to see the [DESTINATION] Te-hahita ny [DESTINATION] Te-hahita ty any [DESTINATION] aho
aho
Where is the [DESTINATION]? Aiza no misy ny Aia ty misy [DESTINATION] zao?
[DESTINATION]?
How much is the entrance fee? Ohatrinona ny fidirana? Ohatrinona ty filira?
When can I visit the [DESTINATION]? Rahoviana no azo jerena ny Ombia vo azo hentea/andehana [DESTINATION]?
[DESTINATION]?
I would like to go into the forest Te ho any an'ala aho Te ho any an'ala zaho zao
I would like to visit a nature reserve Te ho any amin'ny reserves Te ho any amin'ny reserves naturellets zaho zao
naturellets aho
I would like to go to the beach Te ho any amoron-dranomasina Te ho any amoron-dranomasina zaho zao
aho
Is it far from here? Lavitra eto ve izany? Lavitra va [DESTINATION] zao?
Can we walk there? Tonga tongotra ve any? Avy lia tomboky va?
I would like to go for a walk. Te-hitsangatsangana aho Te-hitsangatsangana zaho zao
How do I get to [DESTINATION]? Ahoana no hahatongavako any Manao akory ty hiaviako (a) [DESTINATION] any?
[DESTINATION]?
beach amoron-dranomasina Andriaky ao (riaky=sea)
bridge tetezana tetezana
building trano trano
church fianagonana fianagonana
city center ville ville
coast amorontsiraka amorontsiraka
garden zaridaina zaridaina
guide gida gida
hospital hopitaly hopitaly
island nosy nosy
lake lac lac
market tsena Bazary
mountain tendrombohitra Vohitry
museum musee musee
river renirano renirano
school fianarana Lakilasy
sea ranomasina Riaky
tomb fasana Lolo
university oniversite oniversite
village ambanivohitra ambanivohitra
waterfall riana riana
zoo zoo zoo
car fiara,fiarakodia,tomobilina tomobily
deposit avansa avansa
gas lasantsy lasantsy
insurance assurance assurance
motorcycle moto moto
oil menaka menaky
street arabe,lalana lalana
to pay mandoa vola mandoa drala
traffic circulation circulation
trip dia lia
per day isan'andro isan'andro
per week isan-kerinandro isan-kerinandro
per month isan-volana isam-bolana
I am lost Very aho Trobo aho
It is not far Tsy lavitra io Tsy lavitra io
Go back Miverena Mimpoliana
across eo am-pita eo am-pita, anilany eo
behind eo am-badika am-baliky ao, andamosiny ao
east atsinanana atinana
left ankavia ankavia
north avaratra avaratra
right ankavanana ankavanana
south atsimo atimo
straight mahitsy be mahity avao
west andreafana andreafana

Communications

I would like to make a phone call Saika hiantso telefaonina aho Te hikaiky zaho zao
How much does a phone call to [PLACE] Ohatrinona ny miantso Ohatrinona ny miantso telefaonina any [PLACE]?
cost? telefaonina any [PLACE]?
Where is a nearby post office? Aiza ny paositra akaiky eto? Aiza ny paositra mariniky eto?
Where is the mail box? Aiza ny fandrotsahana taratasy? Aia ty fandefasa taratasy?
How much does it cost to send this to Ohatrinona ny mandefa an'ity Hoatrino ty mandefa an'itoy any [PLACE]?
[PLACE]? any [PLACE]?
I would like to send a letter/postcard. Saika handefa ny taratasy/karta Saika handefa ny taratasy/karta aho
aho
Where can I find an internet connection? Aiza no mety ahazoaka Aiza no mety ahazoako mampiasa Internet?
mampiasa Internet?
Where can I send out email? Aiza no azoko andefasana Aiza no azoko andefasana email?
email?
airmail par avion par avion
envelope valopy valopy
fax fax fax
stamp tambra,hajia tambra,hajia
telephone telefaonina telefaony
to send mandefa mandefa
Shopping

Where can I find a [X]? Aiza no mety misy [X]? Aia mety misy [X]?
Where is the market? Aiza no misy ny tsena? Aia misy bazary eto?
Where is the nearest [X]? Aiza ny [X] akaiky indrindra? Aia ty [X] mariniky indrindra?
Could you show me some [X]? Afaka mampiseho [X] ahy ve Afaka mampiseho [X] ahy ve ianao?
ianao?
Do you have a [X]? Misy [X] ve? Misy [X] ve?
Do you have anything bigger/smaller? Misy lehibebe/kelikely noho ity Misy lehibebe/kelikely noho ity ve?
ve?
Do you have a different color? Misy loko hafa ve? Misy loko hafa ve?
Do you have more? Mbola misy hafa ve? Mbola misy hafa ve?
I would like to buy this Tiako vidiana ity Tiako vidiana ity
How much is this/that? Ohatrinona ity/iry e? Ohatrinona ity/iry e?
That is too expensive Lafo be izany Lafo be izany
How about [X]? (where X is a lower price) Mety [X] ve? Mety [X] ve?
What is your last price? Ohatrinona ny farany? Ohatrinona ny farany?
That is my very last price Izay mihitsy ny farany? Izay mihitsy ny farany?
That is still to expensive for me Mbola lafo amiko izany Mbola lafo amiko izany
I will take it for [X] Hoentiko raha [X] Hoentiko raha [X]
Thank you, good-bye Misaotra ary fa veolma Misaotra ary fa veolma
bakery mpivarotra mofo mpivarotra mofo
bookstore fivarotam-boky fivarotam-boky
butcher fivarotam-kena fivarotam-kena
clothing store fivarotam-akanjo Fivarotana akanjo
florist mpivaro-boninkazo mpivaro-boninkazo
pharmacy farmasia farmasia
souvenir shop mpivarotra sovenira mpivarotra sovenira
bag/basket harona haro
belt fehikibo sintira
books boky boky
box boaty boaty
flower voninkazo voninkazo
hat satroka satroka
leather hoditra hoditra
metal vy vy
pants pataloha pataloha
pottery tefy tanimanga tefy tanimanga
ring petratra petratra
shirt lobaka somizy
shoes kiraro kiraro
souvenirs fahatsiarovana fahatsiarovana
stone vato vato
t-shirt t-shirt t-shirt
watch famantaranandro lera

Money

Where is the nearest bank? Aiza ny banky akaiky indrindra Aiza ny banky mariniky indrindra eto?
eto?
Where can I change some money? Aiza no afaka manakalo vola? Aiza no afaka manakalo vola?
When is the bank open? Amin'ny firy banky no Amin'ny firy banky misokatra?
misokatra?
When does the bank close? Amin'ny firy banky no mihidy? Amin'ny firy banky mihidy?
I want to change some dollars Saika hanakalo dolara aho Saika hanakalo dolara aho
Can you give me some small change? Afaka manome vola madinika ve Afaka manome vola madinika va iha?
ianao?
What is the exchange rate today? Ohatrinona nu cours anio? Hoatrinona ty cours androany?
Your passport please Ny pasiparonao azafady Ny pasiparonao azafady
amount montant montant
bank banky banky
cash tolo-botsotra tolo-botsotra
cashier caisse caisse
coins vola madinika vola madinika, lamone
exchange rate cours,sandam-bola cours,sandam-bola
dollar dolara dolara
form taratasy fenoina taratasy fenoina
money vola madinika vola madinika, lamone
payment vola vola
signature sonia sonia
to buy mividy mivily
to change manakalo vola manakalo vola
to pay mandao vola mandao vola
to sign manao sonia manao sonia
to trade manao varotra manao varotra

Health

I am sick Marary aho Marary aho


My friend is sick Marary ny namako Marary ny namako
I do not feel well Tsy metimety aho Tsy metimety aho
I need a doctor Mila dokotera aho Mila dokotera aho
It hurts here Eto no marary Eto marary
I have vomitted Nandoa aho Nandoa aho
I feel dizzy Fanina aho Fanina aho
I cannot sleep Tsy mahita tosy aho Tsy mahita tory aho
I cannot eat Tsy mahinan-kanina aho Tsy mahinan-kany aho
I have a cold Voan'ny gripa aho Voan'ny gripa aho
I have a temperature Mamay aho Mafana aho
I have a broken leg Tapaka ny tongotro Tapaka ny tongotro
I have diarrhea Mivalana aho Mivalana aho
Which pharmacy is open tonight? Farmasia iza no misokatra anio Farmasia ia ro misokatra androany haly?
alina?
I need medication for [x] Mila fanafodt [x] aho Mila fanafody [x] aho
How long do I take this medication? Hafiriana no hihinanako ity Nanomboky tamin`ombia nitelenako fanafody toy?
fanafody ity?
You have an infection Misy infection ianao Misy infection ianao
Take this medication Mihini ity fanafody ity ianao Hano fanafody toy
AIDS SIDA SIDA
bacteria bakteria bakteria
cramps krampy krampy
diarrhea fivalanana fivalanana
fever tazo tazo
flu gripa gripa
heart attack crise cardiaque crise cardiaque
hepatitis heptita heptita
infection infection infection
infectious mifindra mifindra
malaria malaria malaria
parasite parazita parazita
stomach ache aretim-bavony aretim-bavony
ankle kitrokely kitrokely
arm sandry sandry
back lamosina lamosina
blood ra ra
body vatana vatana
bone taolana taola
brain ant-doha ant-doha
breast nono nono
chest tratra tratra
ear sofina sofina
elbow kiho kiho
eye maso maso
face tarehy tarehy
finger rantsana Rantsan-tana
foot tongotra tongotra
hair volo volo
hand tanana tanana
head loha loha
heart fo fo
heel faladia faladia
intestine tsinay tsinay
jaw hihy hihy
knee lohalika Ongotry
leg tongotra tongotra
lip molotra Sony
liver aty aty
lung avokavoka avokavoka
mouth vava vava
nail hoho hoho
neck atoka Hatoky
nose orona oro
ribs taolan-tehezana taolan-tehezana
shoulders soroka soroka
skin hoditra hoditra
stomach vavony vavony
throat tenda tenda
thumb ankihibe ankihibe
toe rantsan-tongotra rantsan-tongotra
tongue lela lela
tooth nify nify
vein lalan-dra lalan-dra
wrist valahana valaha
anesthetic anestezia anestezia
antibiotics antibiotika antibiotika
antidote ody poizina ody poizina
aspirin aspirinina aspirinina
band-aid sparadrap sparadrap
cotton wool vovo vovo
injection tsindrona tsindrona
medication fanafody fanafody
pills pila pila
syringe tsindrona tsindrona
thermometer termometatra termometatra
tranquilizer calmant calmant
vitamin vitaminina vitaminina
Bureaucracy

Can you fill out this form please? Fenoy kefy ity azafady? Fenoy kefy ity azafady?
What is your name? Iza no anaranao? Ia ty anaranao?
My name is [NAME] [NAME] no anarako [NAME] anarako
When were you born? Oviana ianao no teraka? Tamin`ombia iha nateraka?
I was born in [PLACE] Teraka tamin'ny [PLACE] aho Teraka tany Califonia zaho
Where do you come from? Avy aiza ianao? Bakaia iha?
I come from [PLACE] Avy any [PLACE] aho. Bakany [PLACE] zaho.
How long are you staying in Madagascar? Hafiriana no hijanonanao eto Mety ho firy andro/ volana eto Madagasikara iha?
Madagasikara?
I am staying in Madagascar for [#] Mijanona [#] Mijanona [#] andro/herinandro/volana eto Madagasikara
days/weeks/months andro/herinandro/volana eto aho.
Madagasikara aho.
Are you here for business or vacation? Hiasa eto ianao sa haka rivotra? Hiasa eto ianao sa haka rivotra?
Is there anything we should pay particular Misy zavatra tokony Misy zavatra tokony hotandremanay manokana ve?
attention to? hotandremanay manokana ve?
Please sign here Soniavo eto azafady Soniavo eto azafady
Where's [X]'s office? Aiza ny biraoni'I [X] Aiza ny biraoni'I [X]
application form taratasy fangatahana taratasy fangatahana
surname anarana anara
first name fanampin anarana fanampin anarana
date of birth daty nahaterahana daty nahaterahana
place of birth toerana nahaterahana toerana nahaterahana
male/female lahy/vavy lahy/vavy
married/single manambady/tsy manambady manambady/tsy manambady
profession asa asa
address adiresy adiresy
nationality fihaviana fihaviana
reason for travel anton-dia anton-dia
business raharaha raharaha
tourism fizahan-tany fizahan-tany
date of arrival daty nahatongavana daty nahatongavana
date of departure daty hiverenana daty hiverenana
passport pasipaoro pasipaoro
passport number nimeraon'ny pasipaoro nimeraon'ny pasipaoro
passport photograph sary tapaka sary tapaka
a copy of kopian'ny kopian'ny
valid manan-kery manan-kery
visa visa visa
agriculture fambolena fambolena
defense fiarovana fiarovana
education fampianarana fampianarana
health fahasalamana fahasalamana
justice fitsarana fitsarana
transport fitaterana fitaterana
water and forests rano sy ala rano sy ala

Weather

How is the weather? Mahahoana ny andro? Mamanahoana ny andro?


What will the weather be like tomorrow? Hanao ahoana ny andro Hanao ahoana ny andro hamaray?
rahampitso?
The weather is bad Ratsy ny andro Ratsy ny andro
The weather is beautiful Tsara ny andro Soa ny andro
There is lightning Mitselatra Mitselatra
It is very cold Mangatsiaka be ny andro Mangatsiaka be ny andro
It is very hot Mafana be ny andro Mafana be ny andro
It is [#] degrees [#] degre [#] degre
It is cloudy Mandrahona ny andro Mandrahona ny andro
It is foggy Manjavona ny andro Manjavona ny andro
It is raining Avy ny orana Avy ny orana
It is going to rain Ho any ny orana Ho any ny orana
cloudy mandrahona mandrahona
cold mangatsiaka mangatsiaka
flood tondra-drano tondra-drano
hail avandra avandra
lightning tselatra tselatra
rain orana orana
thundershower oram-baratra oram-baratra
warm mamay mamay

Nature

What is this? Inona ity? Inona ity?


I would like to see [X] Te-hahita [X] aho Te-hahita [X] aho
It is a [X] [x] io [x] io
Is it poisonous? Misy poizina ve io? Misy poizina ve io?
Is it dangerous to touch? Mampidi-doza ve ny mikasika Mampidi-doza ve ny mikasika an'io?
an'io?
Do you see that? Hitanao ve io? Hitanao ve io?
Do you hear that? Henanao ve izany? Henanao ve izany?
I would like to climb/hike it Te-hananika an'io aho Te-hananika an'io aho
I would like to swim/walk Te-hilomano/handehandeha aho Te-hilomano/handehandeha aho
air rivotra rivotra
animal biby biby
brook renirano kely renirano kely
cloud rahona rahona
cyclone rivo-doza rivo-doza
desert efitra efitra
dust vovoka vovoka
earthquake horohoron-tany horohoron-tany
fire afo afo
flower voninkazo voninkazo
forest ala ala
full moon diavolana diavolana
hail avandra avandra
hill havoana havoana
field tanim-boly tanim-boly
meadow fahitra fahitra
moon volana volana
mud fotaka fotaka
ocean oseanina oseanina
palm tree palmie palmie
palnts zava-maniry zava-maniry
river renirano renirano
sand fasika fasika
sky lanitra lanitra
smoke setroka setroka
star kintana kintana
storm tafio-drivotra tafio-drivotra
sun masoandro masoandro
sunrise fiposahan'ny masoandro fiposahan'ny masoandro
sunset fodian'ny masoandro fodian'ny masoandro
sunshine tana-masoandro tana-masoandro
thunder kotro-baratra kotro-baratra
tree hazo hazo
valley lohasaha lohasaha
view izay tazana izay tazana
waterfall riana riana
wind rivotra rivotra

Animals

ant vitsika vitsika


bee tantely tantely
bird vorona vorona
butterfly lolo lolo
cat saka saka
caterpillar fanday fanday
chicken akoho akoho
cockroach kadradraka kadradraka
cow omby omby
crocodile voay voay
dog alika alika
donkey ampondra ampondra
eagle voromahery voromahery
eel amalona amalona
fish trondro trondro
flea parasy parasy
fly lalitra lalitra
frog sahona sahona
gecko tanafisaka tanafisaka
horse soavaly soavaly
insect bibikely bibikely
lemur gidro gidro
mosquito moka moka
mouse/rat voalavo voalavo
snail sifotra sifotra
snake bibilava bibilava
spider ala ala
turtle sokatra sokatra
wasp fanenitra fanenitra
worm kankana kankana

Plants

aloe vahona vahona


bamboo bambo bambo
baobab baobaba baobaba
bougainvillea laingomena laingomena
branch rantsan-kazo rantsan-kazo
coconut koko koko
cotton landihazo landihazo
ginger sakamalaho sakamalaho
grass bozaka bozaka
maize katsaka katsaka
mushroom olatra olatra
orchid orkide orkide
pepper dipoavatra dipoavatra
stem taho taho
thorn tsilo tsilo

Politics

aid fanampiana fanampiana


to arrest misambotra misambotra
charity fiantrana fiantrana
civil rights zo zo
constitution lalam-panorenana lalam-panorenana
corruption fandraisana tsolotra fandraisana tsolotra
court fitsarana fitsarana
crime heloka heloka
criminal meloka meloka
debt trosa trosa
election fifidianana fifidianana
embassy ambasady ambasady
free afaka afaka
freedom fahafahana fahafahana
government governemanta governemanta
independence fahaleovan-tena fahaleovan-tena
judge mpitsara mpitsara
killer mpamono olona mpamono olona
law lalana lalana
lawyer mpanao lalana mpanao lalana
leader mpitarika mpitarika
majority ny maro an'isa ny maro an'isa
meeting fivoriana fivoriana
newspaper gazety gazety
opposition mpanohitra mpanohitra
peace fandriam-pahalemana fandriam-pahalemana
political party antoko politika antoko politika
politics politika politika
president prezida prezida
prison figadrana figadrana
protest fanoherana fanoherana
revolution revolisiona revolisiona
robbery fandrobana fandrobana
theft halatra halatra
vote mandatsa-bato mandatsa-bato

Emergency

There has been an accident Misy aksida atsy Misy aksida atsy
Does anyone speak English Misy miteny anglisy ve? Misy miteny anglisy ve?
Can you help me? Afaka manampy ahy ve ianao? Afaka manampy ahy ve ianao?
Can you deal with the injured passengers? Afaka mikarakara ireo maratra Afaka mikarakara ireo maratra ve ianao?
ve ianao?
Can you call the police? Afaka miantso polisy ve ianao? Afaka miantso polisy ve ianao?
Can you call a doctor? Afaka miantso dokotera ve Afaka miantso dokotera ve ianao?
ianao?
Take me to the nearest hospital Ento amin'ny hopitaly akaiky Ento amin'ny hopitaly akaiky indrindra aho
indrindra aho
Take me to a doctor Ento dokotera aho Ento dokotera aho
I am hurt Maratra aho Maratra aho
I am ill Marary aho Marary aho
Can you show me your ID? Asehoy ahy kely ny kara- Asehoy ahy kely ny kara-panondronao?
panondronao?
Where is the nearest gas station? Aiza ny mpivarotra lasantsy Aiza ny mpivarotra lasantsy akaiky eto?
akaiky eto?
Our car is stuck Mihitsoka ny fiaranay Mihitsoka ny fiaranay
gasoline lasantsy lasantsy
tire pone pone
seat seza seza
Help! Vonjeo! Vonjeo!
Call the police! Miantsoa polisy Miantsoa polisy
Where is the police station? Aiza by biraon'ny polisy aho? Aiza by biraon'ny polisy aho?
I am lost Very aho Very aho
I want to contact my embassy Mila miresaka amin'ny ny Mila miresaka amin'ny ny ambasadiko aho
ambasadiko aho
I need an interpreter Mila mpandika teny aho Mila mpandika teny aho
My [X] has been stolen Nisy nangalatra ny [X] ko Nisy nangalatra ny [X] ko
I lost my [X] Very ny [X] ko Very ny [X] ko
I have been robbed Nisy nanendaka aho Nisy nanendaka aho
I did not do that Tsy nanao izany aho Tsy nanao izany aho
I need a lawyer Mila avocat aho Mila avocat aho
bag paoketra paoketra
camera fakan-tsary fakan-tsary
documents taratasy taratasy
eyeglasses solomaso solomaso
ID kara-panondro kara-panondro
key lakile lakile
lost very very
money vola vola
pickpocket mpangaro-paosy mpangaro-paosy
stolen nisy nangalatra nisy nangalatra
theif mpangalatra mpangalatra
wallet porte-feuille porte-feuille
watch famantaranandro famantaranandro

Time

I am late Tara aho Tara aho


I am in a hurry Maika aho Maika aho
What time is it? Amin'ny firy izao? Amin'ny firy izao?
At what time? Amin'ny firy? Amin'ny firy?
It is two o'clock Amin ny roa Amin ny roa
It is 2:05 Amin ny roa sy dimy Amin ny roa sy dimy
It is 2:30 Amin'ny roa sy sasany Amin'ny roa sy sasany
It is 2:45 Amin'ny telo latsaka fahefany Amin'ny telo latsaka fahefany
It Is 2:55 Amin'ny telo latsaka dimy Amin'ny telo latsaka dimy
When (in the future) Rahoviana? Rahoviana?
When (in the past)? Oviana? Oviana?
afternoon hariva hariva
appointment fotoana vonjena fotoana vonjena
day andro andro
evening folakandro folakandro
hour ora ora
in a few days afaka andro vitsivitsy afaka andro vitsivitsy
in the morning amin'ny maraina amin'ny maraina
in the evening amin'ny hariva amin'ny hariva
in the night amin ny alina amin ny alina
at nooon amin'ny atoandro amin'ny atoandro
last week tamin'ny herinandro tamin'ny herinandro
last month tamin'ny iray volana lasa tamin'ny iray volana lasa
last year tamin'ny herintaona tamin'ny herintaona
midnight sasak'alina sasak'alina
minute minitra minitra
month volana volana
morning maraina maraina
next week amin'ny herinandro amin'ny herinandro
next month amin'ny volana ambony amin'ny volana ambony
next year amin'ny herintaona amin'ny herintaona
night alina alina
noon atoandro atoandro
now izao izao
second segondra segondra
the day after tomorrow rahafakampitso rahafakampitso
this morning anio maraina anio maraina
this week amin'ity herinandro ity amin'ity herinandro ity
today anio anio
tomorrow rahampitso rahampitso
yesterday omaly omaly
Monday alatsinainy alatsinainy
Tuesday talata talata
Wednesday alarobia alarobia
Thursday alakamisy alakamisy
Friday zoma zoma
Saturday asabotsy asabotsy
Sunday alahady alahady
Measures

How deep is it? Firy metatra ny halaliny? Firy metatra ny halaliny?


How wide is it? Firy metatra ny sakany? Firy metatra ny sakany?
How heavy is it? Firy kilao? Firy kilao?
gram grama grama
kilogram kilagrama kilagrama
heavy mavesatra mavesatra
light maivana maivana
liter litatra litatra
centimeter santimetatra santimetatra
meter metatra metatra
kilometer kilometatra kilometatra

Colors

What color is this? Inono ity loko ity? Inono ity loko ity?
I do not like this color Tsy tiko ity koko ity Tsy tiko ity koko ity
I like … … no tiako … no tiako
I prefer the … one … no tiako kokoa … no tiako kokoa
Does it come in a different color? Misy loko hafa ve ity? Misy loko hafa ve ity?
black mainty mainty
blue manga manga
brown volon-tany volon-tany
color loko loko
colorful marevaka marevaka
golden mivolom-bolamena mivolom-bolamena
gray volon-tany volon-tany
green maintso maintso
orange volom-boasary volom-boasary
pink mavokely mavokely
purple volom-parasy volom-parasy
red mena mena
white fotsy fotsy
yellow mavo mavo

Numbers

0 aotra aotra
1 iray, iraika iray, iraika
2 roa roa
3 telo telo
4 efatra efatra
5 dimy dimy
6 enina enina
7 fito fito
8 valo valo
9 sivy sivy
10 folo folo
11 iraika ambin'ny folo iraika ambin'ny folo
12 roa ambin'ny folo roa ambin'ny folo
20 roapolo roapolo
25 dimy amby roapolo dimy amby roapolo
30 telopolo telopolo
40 efapolo efapolo
50 dimampolo dimampolo
60 enimpolo enimpolo
70 fitopolo fitopolo
80 valopolo valopolo
90 sivifolo sivifolo
100 zato zato
101 iraika amby zato iraika amby zato
105 dimy amby zato dimy amby zato
200 roanjato roanjato
300 telonjato telonjato
400 efajato efajato
500 dimanjato dimanjato
600 eninjato eninjato
700 fitonjato fitonjato
800 valonjato valonjato
900 sivinjato sivinjato
1000 arivo arivo
10000 iray alina iray alina
100000 iray hetsy iray hetsy
1000000 iray tapitrisa iray tapitrisa

This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial use. Courtesy of WildMadagascar.org (INTERNET:
http://www.wildmadagascar.org)

Вам также может понравиться